Hopefy Radio

Manandratra fanantenanana ho an’ny Malagasy rehetra maneran-tany. Ny Radio Hopefy (24/7 Radio Station), izay an’ny Fanantenana ho Anao – Hopefy, dia natokana hampielezana fanantenana sy fankaherezana ho an’ny tsirairay amin’ny toe-piainana samihafa. Ny iraka ataonay dia ny manomana ara-panahy ny tsirairay amin’ny diany eto an-tany, miaraka amin’ny fanamafisana ny lova faratampony izay nomanin’ny Tompo dia ny «fiainana mandrakizay». Ny tanjonay dia ny hanentana ny fomba fiaina izay miantoka ny fiomanana ho amin’ny fiavian’i Jeso Kristy fanindroany, rehefa miseho eo amin’ny rahon’ny lanitra Izy.


** Descargo de responsabilidad:

Como un servicio para nuestros lectores, VivaTiendas proporciona acceso a nuestra biblioteca de contenido.
Este contenido solo proporciona información genérica. De ninguna manera es un sustituto de la opinión médica calificada. Siempre consulte a un especialista o su propio médico para obtener más información. Vivatiendas no se responsabiliza por esta información.
Los artículos contienen la fuente original del autor.

Hipócrates: "Que la comida sea tu alimento y el alimento, tu medicina"

PRO CLR+ ALERIA

On Air

Loading track information…